Ezekiel 33:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka mamerina ny natao antoka sady mampody izay nangalariny, ary mandeha araka ny didy mahavelona ka tsy manao meloka, dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mamerina ny natao antoka, mamerina izay nangalariny, manaraka ny lalàna mahavelona, ary tsy manao ratsy akory; dia ho velona marina tokoa izy, tsy ho faty!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mamerina ny zavatra natao tsatòka izy sady mampody izay nangalariny, raha tsy manao ratsy intsony fa mankatò ny lalàna izay manome fiainana, dia tsy ho faty izy fa ho velona tokoa.
Malagasy Bible 1865
ka mamerina ny natao tsatòka sady mampody izay nangalariny ary mandeha araka ny didy mahavelona ka tsy manao meloka, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka mamerina ny natao antoka sady mampody izay nangalariny, ary mandeha araka ny didy mahavelona ka tsy manao meloka, dia ho velona tokoa izy fa tsy ho faty.
malagasy
ka mamerina ny natao tsatòka sady mampody izay nangalariny ary mandeha araka ny didy mahavelona ka tsy manao meloka, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.