Ezekiel 33:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahotana rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana aminy intsony; manao izay marina sy mahitsy izy ka ho velona tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hotsarovana intsony ny fahotany rehetra izay nataony; efa nanaraka ny hitsiny sy ny rariny izy, ka ho velona marina tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohadinoina avokoa ny fahotana rehetra nataony ka ho velona tokoa izy, satria manao ny rariny sy ny hitsiny.›
Malagasy Bible 1865
Ny fahotana rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana aminy intsony; manao izay marina sy mahitsy izy, ka dia ho velona tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahotana rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana aminy intsony; manao izay marina sy mahitsy izy ka ho velona tokoa.
malagasy
Ny fahotana rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana aminy intsony; manao izay marina sy mahitsy izy, ka dia ho velona tokoa.