Ezekiel 33:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa, hoy ny zanaky ny firenenao: Tsy marina ny lalan’ny Tompo. Nefa ny lalan’ny tenany no tsy marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaky ny firenenao, nanao hoe: «Tsy mahitsy ny lalan’i Iaveh.» Ny lalan’izy ireo anefa no tsy mahitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireo mpiray firenena aminao kosa milaza fa Izaho Tompo dia manao zavatra tsy araka ny tokony ho izy. Tsy ireo ve no manao zavatra tsy araka ny tokony ho izy?
Malagasy Bible 1865
Kanefa, hoy ny zanaky ny firenenao: Tsy marina ny fitondran 'ny Tompo; nefa ny fitondran 'ny tenany no tsy marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa, hoy ny zanaky ny firenenao: Tsy marina ny lalan’ny Tompo. Nefa ny lalan’ny tenany no tsy marina.
malagasy
Kanefa, hoy ny zanaky ny firenenao: Tsy marina ny fitondran'ny Tompo; nefa ny fitondran'ny tenany no tsy marina.[Heb. lalan']