Ezekiel 33:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny marina no miala amin’ny fahamarinany ka manao meloka dia ho faty amin’izany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy marina miala amin’ny fahamarinany ka manao ratsy, dia maty noho izany izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olo-marina iray miala amin’ny fahamarinany ka manao heloka dia ho fatin’izany izy;
Malagasy Bible 1865
Raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, dia ho faty amin'izany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny marina no miala amin’ny fahamarinany ka manao meloka dia ho faty amin’izany izy.
malagasy
Raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, dia ho faty amin'izany izy.