Ezekiel 33:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha ny ratsy fanahy no miala amin’ny faharatsiany ka manao izay marina sy mahitsy dia ho velona amin’izany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha misy ratsy fanahy miala amin’ny haratsiany, ka manaraka ny hitsiny sy ny rariny, dia velona izy noho izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha misy kosa olon-dratsy iray miala amin’ny faharatsiany ka manao ny rariny sy ny hitsiny, dia hahavelona azy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny ratsy fanahy miala amin'ny faharatsiany ka manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona amin'izany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha ny ratsy fanahy no miala amin’ny faharatsiany ka manao izay marina sy mahitsy dia ho velona amin’izany izy.
malagasy
Ary raha ny ratsy fanahy miala amin'ny faharatsiany ka manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona amin'izany izy.