Ezekiel 33:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, mitenena amin’ny zanaky ny firenenao ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin’ny tany iray Aho, ary ny tompon-tany dia maka lehilahy iray ao aminy ka manendry azy ho mpitily,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, mitenena amin’ny zanaky ny firenena, ka lazao aminy hoe: Raha mandefa sabatra hamely ny tany anankiray Aho, ary ny mponina amin’izany tany izany kosa mandray ny anankiray amin’ireo mpitily,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, mitenena amin’ny Israelita ka lazao azy ny zava-mitranga rehefa manetsika ady hamelezana tany anankiray Aho. Ny mponina amin’io tany io dia hifidy lehilahy iray ao aminy ka hanendry azy ho mpitiliny.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, mitenena amin'ny zanaky ny firenenao, ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin'ny tany anankiray Aho, ary ny tompon-tany maka lehilahy anankiray ao aminy ka manendry azy ho mpitily,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, mitenena amin’ny zanaky ny firenenao ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin’ny tany iray Aho, ary ny tompon-tany dia maka lehilahy iray ao aminy ka manendry azy ho mpitily,
malagasy
Ry zanak'olona, mitenena amin'ny zanaky ny firenenao, ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin'ny tany anankiray Aho, ary ny tompon-tany maka lehilahy anankiray ao aminy ka manendry azy ho mpitily,