Ezekiel 33:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa, hoy ianareo: Tsy marina ny lalan’ny Tompo. E! Ry taranak’Israely, samy hotsaraiko araka ny lalany avy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ianareo manao hoe: «Tsy mahitsy ny lalan’i Iaveh!» Samy hotsaraiko araka ny lalanareo avy ianareo, ry taranak’i Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo Israelita milaza fa Izaho Tompo dia manao zavatra tsy araka ny tokony ho izy, dia aoka ho fantatrareo fa araka ny fitondrantenanareo tsirairay avy no hitsarako anareo!»
Malagasy Bible 1865
Kanefa, hoy ianareo: Tsy marina ny fitondran 'ny Tompo. He! ry taranak'Isiraely, samy hotsaraiko araka ny alehany avy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa, hoy ianareo: Tsy marina ny lalan’ny Tompo. E! Ry taranak’Israely, samy hotsaraiko araka ny lalany avy ianareo.
malagasy
Kanefa, hoy ianareo: Tsy marina ny fitondran'ny Tompo. He! ry taranak'Isiraely, samy hotsaraiko araka ny alehany avy ianareo.[Heb. lalan']