Ezekiel 33:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Homan-javatra misy ra sady miandrandra ny sampinareo ianareo ary mandatsa-dra; koa hahazo handova ny tany va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Ianareo mihinan-kena miharo ra, miandrandra maso amin’ny sampinareo vetaveta, ary mandatsa-dra, ka hanana ny tany va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Mihinan-kena miaraka amin’ny ra ianareo, ary manompo ireo sampinareo sady mamono olona ho faty, koa ahoana no hahazoanareo io tany io ho fanananareo?
Malagasy Bible 1865
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Homan-javatra misy rà sady miandrandra ny sampinareo ianareo ary mandatsa-drà, moa hahazo handova ny tany va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Homan-javatra misy ra sady miandrandra ny sampinareo ianareo ary mandatsa-dra; koa hahazo handova ny tany va ianareo?
malagasy
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Homan-javatra misy rà sady miandrandra ny sampinareo ianareo ary mandatsa-drà, moa hahazo handova ny tany va ianareo?