Ezekiel 33:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitoky amin’ny sabatrareo ianareo sady manao fahavetavetana, ary samy mandoto ny vadin’ny namany avy; koa hahazo handova ny tany va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoky amin’ny sabatrareo ianareo, nanao fahavetavetana, samy nanala baraka ny vadin’ny namany avy, ka hanana ny tany va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantehitra amin’ny sabatrareo ianareo ka manao zavatra maharikoriko, ary samy maka ny vadin’ny namany avy, koa ahoana no hahazoanareo io tany io ho fanananareo?›
Malagasy Bible 1865
Mitoky amin'ny sabatrareo ianareo sady manao fahavetavetana, ka samy mandoto ny vadin'ny namany avy; koa hahazo handova ny tany va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitoky amin’ny sabatrareo ianareo sady manao fahavetavetana, ary samy mandoto ny vadin’ny namany avy; koa hahazo handova ny tany va ianareo?
malagasy
Mitoky amin'ny sabatrareo ianareo sady manao fahavetavetana, ka samy mandoto ny vadin'ny namany avy; koa hahazo handova ny tany va ianareo?