Ezekiel 33:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hataoko rava sy lao ny tany ary hitsahatra ny fiavonavonan’ny heriny; ho lao ny tendrombohitry ny Israely ka tsy hisy handia azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany, hataoko lao sy zary efitra; ary ny fiavonavon’ny heriny, hitsahatra; ary ny tendrombohitra amin’ny tany ho lao tsy hisy mpandia akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko rava sy lao ny tany; hitsahatra ny hery izay mampirehareha ny mponina eo aminy; hilaozana ny tendrombohitr’i Israely, ka tsy hisy olona handalo any intsony.›
Malagasy Bible 1865
Fa hataoko rava sy lao ny tany, ary hitsahatra ny fiavonavonan'ny heriny; ho lao ny tendrombohitry ny Isiraely, ka tsy hisy mpandia azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hataoko rava sy lao ny tany ary hitsahatra ny fiavonavonan’ny heriny; ho lao ny tendrombohitry ny Israely ka tsy hisy handia azy.
malagasy
Fa hataoko rava sy lao ny tany, ary hitsahatra ny fiavonavonan'ny heriny; ho lao ny tendrombohitry ny Isiraely, ka tsy hisy mpandia azy.