Ezekiel 33:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantany fa Izaho no TOMPO rehefa ataoko rava sy lao ny tany noho ny fahavetavetana nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantatry ny olona fa Iaveh Aho, rehefa nataoko lao sy zary efitra ny tany, noho ny fahavetavetana rehetra nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hataoko rava sy lao ny tany ho famaizana ny asa maharikoriko nataon’ny Israelita, dia hoeken’ireo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, raha hataoko rava sy lao ny tany noho ny fahavetavetana nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantany fa Izaho no TOMPO rehefa ataoko rava sy lao ny tany noho ny fahavetavetana nataony.
malagasy
Dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, raha hataoko rava sy lao ny tany noho ny fahavetavetana nataony.