Ezekiel 33:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hitan-dRalehilahy fa indro, avy ny sabatra ka mitsoka ny anjomara hampitaitra ny olona izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka mitsoka anjomara hanaitra ny vahoaka ralehilahy, nony mahita ny sabatra tamy hamely ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao mahita ny tafika fahavalo tamy ilay mpitily, dia mitsoka ny anjomara mba hanaitra ny mpiray firenena aminy.
Malagasy Bible 1865
ary hitan-dralehilahy fa, indro, avy ny sabatra, ka mitsoka ny anjomara hampitaitra ny olona izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hitan-dRalehilahy fa indro, avy ny sabatra ka mitsoka ny anjomara hampitaitra ny olona izy,
malagasy
ary hitan-dralehilahy fa, indro, avy ny sabatra, ka mitsoka ny anjomara hampitaitra ny olona izy,[Heb. hananatra]