Ezekiel 33:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zanak’olona, ny zanaky ny firenenao dia miresaka anao eny am-bodirindrina sy eo am-baravaran’ny tranony ka samy milaza amin’ny rahalahiny hoe: Andeha isika, ary aoka handre izay teny avy amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, dia ataon’ny zanaky ny firenenao firesaka eny anilan’ny rindrina sy eny am-baravaran-trano eny; mifampiteny samy amin’ny namany avy izy ireo, manao hoe: «Andeha hihaino izay teny avy amin’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, ireo mpiray firenena aminao atỳ am-pahababoana dia miresaka anao eny akaikin’ny mandan’ny tanàna na eny am-baravaran’ny tranony, ka mifampilaza hoe: ‹Andeha hihaino ny hafatra avy any amin’ny TOMPO isika.›
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zanak'olona, ny zanaky ny firenenao dia miresaka anao eny am-bodirindrina sy eo am-baravaran'ny tranony, ka samy manao amin'ny rahalahiny hoe: Andeha isika, ary aoka handre izay teny avy amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zanak’olona, ny zanaky ny firenenao dia miresaka anao eny am-bodirindrina sy eo am-baravaran’ny tranony ka samy milaza amin’ny rahalahiny hoe: Andeha isika, ary aoka handre izay teny avy amin’NY TOMPO.
malagasy