Ezekiel 33:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy mety taitra izay mandre ny feon’ny anjomara, dia tonga ny sabatra ka mandripaka azy, dia ho eo an-dohany ihany ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa ohatra ka misy tsy mety miraika akory, izay mandre ny feon’anjomara, ary tonga ny sabatra ka mahavoa azy tampoka, dia ho eo amin’ny lohany ihany ny rany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha misy olona mandre ny feon’anjomara ihany nefa tsy miraharaha izany fanairana izany, ka tonga ny fahavalo ary mandripaka azy, dia ny tenany ihany no tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.
Malagasy Bible 1865
nefa tsy mety taitr izay mandre ny feon'ny anjomara, dia tonga ny sabatra ka mandripaka azy, dia ho eo an-dohany ihany ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy mety taitra izay mandre ny feon’ny anjomara, dia tonga ny sabatra ka mandripaka azy, dia ho eo an-dohany ihany ny rany.
malagasy
nefa tsy mety taitr izay mandre ny feon'ny anjomara, dia tonga ny sabatra ka mandripaka azy, dia ho eo an-dohany ihany ny ràny.