Ezekiel 33:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandre ny feon’ny anjomara ihany izy nefa tsy nety taitra: Ho eo aminy ihany ny rany. Fa raha nety taitra izy dia ho nahavonjy ny ainy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nandre ny feon’anjomara izy, saingy tsy niraika, ka dia ho eo aminy ihany ny rany; fa raha miraika izy, dia hahavonjy ny ainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre ny feon’anjomara manko izy, saingy tsy niraharaha ny fanairana azy ka dia tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany. Fa raha niraharaha fanairana izy, dia ho namonjy ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Nandre ny feon'ny anjomara ihany izy, nefa tsy nety taitra; ho ao aminy ihany ny ràny; fa raha nety taitra izy, dia ho nahavonjy ny ainy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandre ny feon’ny anjomara ihany izy nefa tsy nety taitra: Ho eo aminy ihany ny rany. Fa raha nety taitra izy dia ho nahavonjy ny ainy ihany.
malagasy
Nandre ny feon'ny anjomara ihany izy, nefa tsy nety taitra; ho ao aminy ihany ny ràny; fa raha nety taitra izy, dia ho nahavonjy ny ainy ihany.[Heb. tsy nino anatra]