Ezekiel 33:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy Aho amin’ny ratsy fanahy: E! Ry ilay ratsy fanahy, ho faty tokoa ianao, nefa tsy mety mananatra azy ianao hiala amin’ny alehany, dia ho fatin’ny helony ihany izany ratsy fanahy izany, fa ny rany dia hadiniko amin’ny tananao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha niteny aho nilaza tamin’ny ratsy fanahy hoe: «Ho faty marina ianao, ry ilay ratsy fanahy,» ka tsy miteny ianao, hananatra ny ratsy fanahy hiala amin’ny lalany, dia ho faty amin’ny helony ihany ilay io, noho izy ratsy fanahy, nefa hadiniko aminao ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andeha hataontsika hoe misy olon-dratsy iray tiako hilazana fa hahafaty azy tokoa ny afitsony: raha tsy mampitandrina azy ianao hialany amin’ny toe-dratsiny, dia ho fatin’ny heloka vitany tokoa izany olon-dratsy izany, nefa ianao no tazoniko ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.
Malagasy Bible 1865
Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: He! ry ilay ratsy fanahy, ho faty tokoa ianao! nefa tsy mety mananatra azy ianao hiala amin'ny alehany, dia ho fatin'ny helony ihany izany ratsy fanahy izany, fa ny ràny dia hadiniko amin'ny tananao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy Aho amin’ny ratsy fanahy: E! Ry ilay ratsy fanahy, ho faty tokoa ianao, nefa tsy mety mananatra azy ianao hiala amin’ny alehany, dia ho fatin’ny helony ihany izany ratsy fanahy izany, fa ny rany dia hadiniko amin’ny tananao.
malagasy