Ezekiel 33:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mananatra ny ratsy fanahy hiala amin’ny lalany ratsy ihany kosa ianao, fa izy no tsy mety miala amin’izany, dia ho fatin’ny helony ihany izy nefa voavonjinao ny ainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, hialany amin’ny lalany, fa izy no tsy mety miala amin’ny lalany, dia ho faty ao amin’ny helony, fa ianao kosa hahavonjy ny fanahinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ohatra kosa ka mampitandrina azy ianao mba hialany amin’ny toe-dratsiny saingy izy no tsy nety niova, dia ho fatin’ny heloka vitany tokoa izy, fa ianao kosa hahavonjy ny ainao.»
Malagasy Bible 1865
Fa raha mananatra ny ratsy fanahy ihany kosa ianao hiala amin'ny lalany ratsy; fa izy no tsy mety miala amin'izany, dia ho fatin'ny helony ihany izy, nefa voavonjinao ny ainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mananatra ny ratsy fanahy hiala amin’ny lalany ratsy ihany kosa ianao, fa izy no tsy mety miala amin’izany, dia ho fatin’ny helony ihany izy nefa voavonjinao ny ainao.
malagasy
Fa raha mananatra ny ratsy fanahy ihany kosa ianao hiala amin'ny lalany ratsy; fa izy no tsy mety miala amin'izany, dia ho fatin'ny helony ihany izy, nefa voavonjinao ny ainao.