Ezekiel 34:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoentiko mivoaka avy any amin’ny firenena izy ka hangoniko avy any amin’ny tany samihafa; hoentiko any amin’ny taniny izy ary handrasako eny amin’ny tendrombohitry ny Israely sy eny amin’ny lohasahan-driaka ary eny amin’izay tsara honenana rehetra eo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoentiko mivoaka avy any amin’ny firenena izy, ary hangoniko avy any amin’ny tany samihafa, hampodiko eo amin’ny tena taniny izy, dia handrasako eny amin’ny tendrombohitr’i Israely, eny an-dohasaha aman-toerana rehetra onenana amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havoakako avy any amin’ny firenena izy ary hangoniko avy any amin’ny tany samy hafa, dia haveriko ao amin’ny taniny; handrasako eny an-tendrombohitr’i Israely sy eny an-dohasahan-driaka izy ary koa eny amin’ny toerana rehetra azo honenana eo amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary ho entiko mivoaka avy any amin'ny firenena izy ka hangoniko avy any amin'ny tany samy hafa, dia ho entiko ho any amin'ny taniny sy handrasako eny an-tendrombohitry ny Isiraely sy eny an-dohasahan-driaka izy ary eny amin'izay tsara honenana rehetra eran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoentiko mivoaka avy any amin’ny firenena izy ka hangoniko avy any amin’ny tany samihafa; hoentiko any amin’ny taniny izy ary handrasako eny amin’ny tendrombohitry ny Israely sy eny amin’ny lohasahan-driaka ary eny amin’izay tsara honenana rehetra eo amin’ny tany.
malagasy