Ezekiel 34:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no hiandry ny ondriko ary Izaho no hampandry azy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no hiandry ny ondriko, Izaho no hampandry azy; - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no ho mpiandry ny andianondriko ka hampandry azy; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Izaho no hiandry ny ondriko, ary Izaho no hampandry azy, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no hiandry ny ondriko ary Izaho no hampandry azy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Izaho no hiandry ny ondriko, ary Izaho no hampandry azy, hoy Jehovah Tompo.