Ezekiel 34:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny aminareo, ry ondriko, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hotsaraiko ny adin’ny ondry aman’osy amin’ny namany, dia ny ady ataon’ny ondrilahy amin’ny osilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny aminareo, ry ondriko, izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro Aho, hitsara, manavaka ny reniondry sy ny reniondry; manavaka ny ondralahy sy ny osilahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ny amin’ny andianondriny, dia izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Indro hotsaraiko ny adin’ny ondry samy ondry sy ny ady ifanaovan’ny ondrilahy amin’ny osilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny aminareo, ry ondriko, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hotsaraiko ny adin'ny ondry aman'osy, dia ny ady ataon'ny ondrilahy sy ny osilahy namany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny aminareo, ry ondriko, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hotsaraiko ny adin’ny ondry aman’osy amin’ny namany, dia ny ady ataon’ny ondrilahy amin’ny osilahy.
malagasy
Ary ny aminareo, ry ondriko, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hotsaraiko ny adin'ny ondry aman'osy, dia ny ady ataon'ny ondrilahy sy ny osilahy namany aminy.