Ezekiel 34:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nandanianareo ny ahitra tsara no dia nohosihosen’ny tongotrareo ny ahitrareo sisa, ary ny nisotroanareo ny rano madio no dia nolotoin’ny tongotrareo ny sisa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola tsy ampy anareo ve ny mihinana ahitra tsara, no dia mbola hosihosen’ny tongotrareo indray ny ahitrareo sisa; sy ny misotro ny rano madio, no dia mbola kobanin’ny tongotrareo koa ny sisa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ampy ny sasany eo aminareo angaha ny miraoka eny amin’ny tanim-bilona tsara no dia hosihosenareo koa ny ahitra sisa? Tsy ampy anareo angaha ny misotro ny rano madio no dia lotoinareo amin’ny tongotrareo koa ny rano sisa?
Malagasy Bible 1865
Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nandanianareo ny ahitra tsara, no dia nohosihosen'ny tongotrareo ny ahitrareo sisa, ary ny efa nisotroanareo ny rano madio, no dia nolotoin'ny tongotrareo ny sisa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nandanianareo ny ahitra tsara no dia nohosihosen’ny tongotrareo ny ahitrareo sisa, ary ny nisotroanareo ny rano madio no dia nolotoin’ny tongotrareo ny sisa?
malagasy
Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nandanianareo ny ahitra tsara, no dia nohosihosen'ny tongotrareo ny ahitrareo sisa, ary ny efa nisotroanareo ny rano madio, no dia nolotoin'ny tongotrareo ny sisa?