Ezekiel 34:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ny ondriko, moa izay voahosihosin’ny tongotrareo va no hohaniny, ary izay voaloton’ny tongotrareo va no hosotroiny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hany ka ny voahosihosin’ny tongotrareo no tsy maintsy hanin’ny ondriko; ary ny voakoban’ny tongotrareo, no hosotroiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voatery hihinana ny ahitra voahosihosinareo sy hisotro ny rano voalotonareo ireo sisa amin’ny andianondriko.›
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny ondriko, moa izay voahosihosin'ny tongotrareo va no hohaniny, ary izay voaloton'ny tongotrareo va no hosotroiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ny ondriko, moa izay voahosihosin’ny tongotrareo va no hohaniny, ary izay voaloton’ny tongotrareo va no hosotroiny?
malagasy
Ary ny amin'ny ondriko, moa izay voahosihosin'ny tongotrareo va no hohaniny, ary izay voaloton'ny tongotrareo va no hosotroiny?