Ezekiel 34:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria ny tehezanareo sy ny sorokareo no entinareo manosika ny marary rehetra, ary ny tandrokareo no entinareo manoto azy ka aronjinareo ho any ivelany izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ianareo nanosika tamin’ny tehezanareo aman-tsorokareo, sady nanoto ny ondry osa rehetra tamin’ny tandrokareo, mandra-pandronjinareo azy ho any ivelany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natositosikareo matanjaka tamin’ny sorokareo sy ny tehezanareo ireo ondry osaosa rehetra, ary nototoin’ny tandrokareo ambara-pandroakanareo azy ho any ivelan’ny tanim-bilona.
Malagasy Bible 1865
Satria ny tehezanareo sy ny sorokareo no entinareo manosika ny marary rehetra, ary ny tandrokareo no entinareo manoto azy mandra- pandronjinareo azy ho any ivelany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria ny tehezanareo sy ny sorokareo no entinareo manosika ny marary rehetra, ary ny tandrokareo no entinareo manoto azy ka aronjinareo ho any ivelany izy,
malagasy
Satria ny tehezanareo sy ny sorokareo no entinareo manosika ny marary rehetra, ary ny tandrokareo no entinareo manoto azy mandra- pandronjinareo azy ho any ivelany;