Ezekiel 34:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hovonjeko ny ondriko ka tsy ho babo intsony izy, ary hotsaraiko ny adin’ny ondry amin’ny ondry namany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hovonjeko ny ondriko, ka tsy hatao fandroba intsony; ary hitsara Aho manavaka ny ondry amin’ny ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tonga Aho hamonjy azy mba tsy ho lasan’ny mpangalatra intsony, ary hotsaraiko ny adin’ny ondry samy ondry.
Malagasy Bible 1865
dia hovonieko ny ondriko, ary tsy ho babo intsony izy, ary hotsaraiko ny adin'ny ondry amin'ny ondry namany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hovonjeko ny ondriko ka tsy ho babo intsony izy, ary hotsaraiko ny adin’ny ondry amin’ny ondry namany.
malagasy
dia hovonieko ny ondriko, ary tsy ho babo intsony izy, ary hotsaraiko ny adin'ny ondry amin'ny ondry namany.