Ezekiel 34:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanangana mpiandry tokana ho azy, izay hiandry azy Aho, dia i Davida mpanompoko. Izy no hitondra azy, ary izy no ho mpiandry azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpiandry iray ihany ny hatsangako ho azy; - ary izy ny hamahana azy ireo, - izy no hamahana azy ireo, dia i Davida mpanompoko; ary izy no ho tena mpiandry ho azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpiandry tokana no hatsangako hitarika azy, ka izy no hiandry azy, dia i Davida mpanompoko izany. Izy no hikarakara azy ary ho mpiandry azy tokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary hanangana Mpiandry iray ho azy Aho, Izy no hiandry azy, dia Davida Mpanompoko, ka Izy no hitondra azy sy ho Mpiandry azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanangana mpiandry tokana ho azy, izay hiandry azy Aho, dia i Davida mpanompoko. Izy no hitondra azy, ary izy no ho mpiandry azy.
malagasy
Ary hanangana Mpiandry iray ho azy Aho, Izy no hiandry azy, dia Davida Mpanompoko, ka Izy no hitondra azy sy ho Mpiandry azy.