Ezekiel 34:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho TOMPO no ho Andriamaniny, ary i Davida mpanompoko no ho Mpanapaka aminy. Izaho TOMPO no niteny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho Iaveh no ho Andriamanitr’izy ireo; ary i Davida mpanompoko no ho mpifehy eo aminy; Izaho Iaveh no niteny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho TOMPO no ho Andriamaniny ary i Davida mpanompoko no ho filoha eo anivony. Izaho TOMPO no miteny izany.›
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho Jehovah no ho Andriamaniny, ary Davida Mpanompoko no ho Mpanapaka ao aminy. Izaho Jehovah no niteny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho TOMPO no ho Andriamaniny, ary i Davida mpanompoko no ho Mpanapaka aminy. Izaho TOMPO no niteny izany.
malagasy
Ary Izaho Jehovah no ho Andriamaniny, ary Davida Mpanompoko no ho Mpanapaka ao aminy. Izaho Jehovah no niteny izany.