Ezekiel 34:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanao fanekem-pihavanana aminy Aho ka hampiala ny biby masiaka tsy ho eo amin’ny tany intsony, dia handry fehizay izy na dia any an-tany efitra aza, sady hatory na dia any anaty ala aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao fanekem-pihavanana amin’izy ireo Aho; hofoanako tsy hisy amin’ny tany, ny biby masiaka; handry feizay izy any an’efitra; ary hatory any anaty ala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hanao fanekempihavanana amin’ny andianondriko Aho: Hofoanako tsy ho eo amin’ny tany ny biby masiaka ka honina am-pilaminana any an-taniefitra izy ary handry any an’ala aza.
Malagasy Bible 1865
Ary hanao fanekem-pihavanana aminy Aho ka hampiala ny biby masiaka tsy ho eo amin'ny tany intsony, dia handry fahizay izy na dia any an-efitra aza, sady hatory na dia any anaty ala aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanao fanekem-pihavanana aminy Aho ka hampiala ny biby masiaka tsy ho eo amin’ny tany intsony, dia handry fehizay izy na dia any an-tany efitra aza, sady hatory na dia any anaty ala aza.
malagasy
Ary hanao fanekem-pihavanana aminy Aho ka hampiala ny biby masiaka tsy ho eo amin'ny tany intsony, dia handry fahizay izy na dia any an-efitra aza, sady hatory na dia any anaty ala aza.