Ezekiel 34:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hampaniry saha malaza ho azy Aho ka tsy ho ritran’ny mosary amin’ny tany intsony izy na hitondra ny latsan’ny Jentilisa intsony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampaniry voly tsara laza ho azy Aho; ka tsy ho ritry ny mosary amin’ny tany intsony izy, na hitondra ny latsan’ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampaniry ny voly hiadanany Aho, ka tsy hisy olona ho ripaky ny mosary intsony eo amin’ny tany; ary tsy hovesaran’ny latsan’ireo hafa firenena intsony izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hampaniry voly ho laza ho azy Aho, ka tsy ho ritry ny mosary amin'ny tany intsony izy, na hitondra ny latsan'ny jentilisa intsony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hampaniry saha malaza ho azy Aho ka tsy ho ritran’ny mosary amin’ny tany intsony izy na hitondra ny latsan’ny Jentilisa intsony;
malagasy
Ary hampaniry voly ho laza ho azy Aho, ka tsy ho ritry ny mosary amin'ny tany intsony izy, na hitondra ny latsan'ny jentilisa intsony;