Ezekiel 34:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taviny dia haninareo, ary ny volony dia itafinareo; ny nafahy dia vonoinareo nefa ny ondry tsy mba andrasanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohaninareo ny taviny, notafinareo ny volony, novonoinareo ny matavy; tsy namahana ny ondry ianareo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy mpiandry nikarakara ny andian’ondry ianareo, fa naka ny ronono ho sakafonareo sy ny volon’ondry hotafinareo sady namono ireo biby matavy.
Malagasy Bible 1865
Ny taviny dia haninareo, ary ny volony tafinareo, ny nafahy vonoinareo; nefa ny ondry tsy mba andrasanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taviny dia haninareo, ary ny volony dia itafinareo; ny nafahy dia vonoinareo nefa ny ondry tsy mba andrasanareo.
malagasy
Ny taviny dia haninareo, ary ny volony tafinareo, ny nafahy vonoinareo; nefa ny ondry tsy mba andrasanareo.