Ezekiel 34:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho fantany fa Izaho, NY TOMPO Andriamaniny, no momba azy, ary izy, taranak’Israely, no oloko, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantany fa Izaho Iaveh Andriamaniny no momba azy, ary izy taranak’i Israely no vahoakako, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hoeken’ny hafa firenena fa Izaho TOMPO Andriamaniny no miaraka aminy ary izy Israelita no vahoakako; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
ka dia ho fantany fa Izaho, Jehovah Andriamaniny, no momba azy, ary izy, taranak'Isiraely, no oloko, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho fantany fa Izaho, NY TOMPO Andriamaniny, no momba azy, ary izy, taranak’Israely, no oloko, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
ka dia ho fantany fa Izaho, Jehovah Andriamaniny, no momba azy, ary izy, taranak'Isiraely, no oloko, hoy Jehovah Tompo.Ary ny aminareo ondriko ondry fiandriko olona ianareo, ary Izaho no Andriamanitrareo, hoy Jehovah Tompo.