Ezekiel 34:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny aminareo ondriko, izay ondry andrasako, olombelona ianareo, ary Izaho no Andriamanitrareo, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianareo, ry ondriko, ondry andrasako: dia olombelona ianareo; ary Izaho dia Andriamanitrareo, - teny marin’ny Tompo Iaveh.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianareo no olona, andian’ondry fiandriko, ary Izaho no Andriamanitrareo; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny aminareo ondriko ondry fiandriko olona ianareo, ary Izaho no Andriamanitrareo, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny aminareo ondriko, izay ondry andrasako, olombelona ianareo, ary Izaho no Andriamanitrareo, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary ny aminareo ondriko ondry fiandriko olona ianareo, ary Izaho no Andriamanitrareo, hoy Jehovah Tompo.