Ezekiel 34:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia miely izy satria tsy misy mpiandry; ary rehefa miely izy dia tonga rembin’ny bibidia rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka niely izy, fa tsy nisy mpiandry; zary rembin’izao biby an-tsaha rehetra izao, dia tafaely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa niparitaka ireny ondry ireny satria tsy misy mpiandry, ka tonga rembin’ny bibidia.
Malagasy Bible 1865
Dia miely izy, satria tsy misy mpiandry; ary rehefa miely izy, dia tonga rembin'ny bibidia rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia miely izy satria tsy misy mpiandry; ary rehefa miely izy dia tonga rembin’ny bibidia rehetra.
malagasy
Dia miely izy, satria tsy misy mpiandry; ary rehefa miely izy, dia tonga rembin'ny bibidia rehetra.