Ezekiel 34:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mirenireny eny an-tendrombohitra sy eny amin’ny havoana rehetra ny ondriko; eny, any amin’ny tany rehetra no ielezan’ny ondriko ary tsy misy mitady na miahy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mirenireny eny an-tendrombohitra rehetra eny, ny ondriko, sy eny an-kavoana milangalanga rehetra eny; tafaely any amin’ny tany rehetra ny ondriko, nefa tsy ahin’ny olona akory, na mba misy lasa nitady azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo ondriko andiany dia nirenireny teny an-tendrombohitra sy teny amin’ny havoana; ary niparitaka teny amin’ny velaran-tany manontolo izy satria tsy nisy niahy na nandeha nitady azy.
Malagasy Bible 1865
Mirenireny eny an-tendrombohitra sy eny amin'ny havoana andrandraina rehetra ny ondriko; eny, any amin'ny tany rehetra no ielezan'ny ondriko, ary tsy misy mitady na miahy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mirenireny eny an-tendrombohitra sy eny amin’ny havoana rehetra ny ondriko; eny, any amin’ny tany rehetra no ielezan’ny ondriko ary tsy misy mitady na miahy azy.
malagasy
Mirenireny eny an-tendrombohitra sy eny amin'ny havoana andrandraina rehetra ny ondriko; eny, any amin'ny tany rehetra no ielezan'ny ondriko, ary tsy misy mitady na miahy azy.