Ezekiel 34:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mihainoa ny tenin’NY TOMPO ianareo, ry mpiandry ondry:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo, ry mpiandry ondry:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ianareo mpiandry ny vahoaka Israely, mihainoa ny teniko:
Malagasy Bible 1865
Koa mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry mpiandry ondry:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mihainoa ny tenin’NY TOMPO ianareo, ry mpiandry ondry:
malagasy
Koa mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry mpiandry ondry: