Ezekiel 34:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mihainoa ny tenin’NY TOMPO ianareo, ry mpiandry ondry!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia mihainoa ny tenin’i Iaveh, ianareo, ry mpiandry ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia henoinareo ny teniko ry mpiandry ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
dia mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry mpiandry ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mihainoa ny tenin’NY TOMPO ianareo, ry mpiandry ondry!
malagasy
dia mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry mpiandry ondry.