Ezekiel 35:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny nilazanao hoe: Ireto firenena roa ireto sy ireto tany roa ireto dia ho ahy avokoa ka horaisinay ny fanananay, kanefa teo ihany NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ianao nanao hoe: «Ho ahy avokoa ny firenena roa sy ny tany roa, ka hahazo azy ho fanananay izahay!» - ary teo kosa i Iaveh - noho izany, velona Aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Noho ny nitenenanao hoe: ‹Ndeha halaiko ho fananana ireo firenena roa sy tany roa, dia i Israely sy i Joda izay samy onenan’ny TOMPO›,
Malagasy Bible 1865
Ary noho ny nanaovanao hoe: Ireto firenena roa ireto sy ireto tany roa ireto dia ho ahy avokoa, Ka hanana azy izahay kanefa teo ihany Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny nilazanao hoe: Ireto firenena roa ireto sy ireto tany roa ireto dia ho ahy avokoa ka horaisinay ny fanananay, kanefa teo ihany NY TOMPO,
malagasy
Ary noho ny nanaovanao hoe: Ireto firenena roa ireto sy ireto tany roa ireto dia ho ahy avokoa, Ka hanana azy izahay kanefa teo ihany Jehovah