Ezekiel 35:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao no lazain’NY TOMPO: Raha velona koa Aho dia hanao araka ny fahatezerana sy ny fialonana izay nasehonao tamin’ny fandrafiana azy; ary hampahafantariko azy ny tenako rehefa mitsara azy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- teny marin’ny Tompo Iaveh: - dia hanao Aho araka ny hatezeranao sy ny fialonanao, izay nasehonao noho ny fankahalanao azy ireo, ary hampahafantariko eo aminy ny Tenako, rehefa hitsara anao Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izao no lazaiko aminao: ‹Velona Izaho Tompo ANDRIANANAHARY ka manao teny hentitra sy mianiana fa arakaraka ny herisetra sy ny fialonana ary ny fankahalana izay nasehonao tamin’ny Israelita ihany no hataoko aminao. Hampahafantariko ny Israelita ny maha Izaho Ahy, rehefa hanafay anao Aho.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no lazain'i Jehovah: Raha velona koa Aho, dia hanao araka ny fahatezeranao sy ny fialonanao Aho, izay nataonao noho ny fandrafianao azy; Ary hampahafantariko ao aminy ny tenako amin'ny hitsarako anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao no lazain’NY TOMPO: Raha velona koa Aho dia hanao araka ny fahatezerana sy ny fialonana izay nasehonao tamin’ny fandrafiana azy; ary hampahafantariko azy ny tenako rehefa mitsara azy Aho.
malagasy