Ezekiel 35:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantatrao fa Izaho TOMPO no efa nandre ny fanaratsiana izay nolazainao ny amin’ireny tendrombohitry ny Israely hoe: Tonga tany foana ireny ka nomena anay ho fivelomanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ho fantatrao fa Izaho Iaveh dia nandre ny fanaratsianao rehetra, izay notononinao tamin’ny tendrombohitr’i Israely, nanao hoe: «Efa rava ireny, ka natolotra anay, ho remby hohaninay!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hoekenao fa Izaho TOMPO dia efa nandre ny teny fanarabiana nataonao hoe: ‹Anay ny tendrombohitr’i Israely! Efa rava ireny ka nomena anay hivelomanay!›
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no efa nandre ny fanaratsiana, izay nolazainao ny amin'ireny tendrombohitry ny Isiraely hoe: Foana ireny ka nomena anay ho fivelomanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantatrao fa Izaho TOMPO no efa nandre ny fanaratsiana izay nolazainao ny amin’ireny tendrombohitry ny Israely hoe: Tonga tany foana ireny ka nomena anay ho fivelomanay.
malagasy
Ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no efa nandre ny fanaratsiana, izay nolazainao ny amin'ireny tendrombohitry ny Isiraely hoe: Foana ireny ka nomena anay ho fivelomanay.