Ezekiel 35:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo ary nanamaro ny teninareo namely Ahy, ary reko avokoa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihaika Ahy ianareo tamin’ny lahateninareo; sady nanamaro ny teninareo, namely Ahy. Izaho kosa efa nandre izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao teny miavonavona nankaloza Ahy ianao, ary efa reko ireo teny maro nanoheranao Ahy.›
Malagasy Bible 1865
Ary nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo sy nanamaro ny teninareo namely Aha; efa reko izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo ary nanamaro ny teninareo namely Ahy, ary reko avokoa izany.
malagasy
Ary nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo sy nanamaro ny teninareo namely Aha; efa reko izany.