Ezekiel 35:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Rehefa mifaly ny tany manontolo dia hataoko tany foana kosa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Amin’ny hifalian’ny tany rehetra, ianao kosa hataoko lao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Satria nifaly ny taninao manontolo, ry Edôma, dia hataoko taniefitra ho anao izy.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Rehefa mifaly ny tany rehetra, dia hofoanako kosa ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Rehefa mifaly ny tany manontolo dia hataoko tany foana kosa ianao.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Rehefa mifaly ny tany rehetra, dia hofoanako kosa ianao,Toy ny nifalianao ny amin'ny lovan'ny taranak'Isirady, satria nofoanana ireny, dia toy izany kosa no hataoko aminao: Ho foana ianao, ry tendrombohitra Seïra sy Edoma rehetra; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.