Ezekiel 35:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, manandrifia ny tendrombohitra Seìra ka maminania ny hamelezana azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona atodiho mankany amin’ny tendrombohitr’i Seira ny tavanao, ka maminania ny hanjò azy, manaova hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, mitodiha manatrika ny tendrombohitr’i Sehìra ianao, ka mijoroa ho mpaminany ny amin’ny hamelezako azy,
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manandrifia ny tendrombohitra Seïra, ka maminania ny hamelezana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, manandrifia ny tendrombohitra Seìra ka maminania ny hamelezana azy,
malagasy
Ry zanak'olona, manandrifia ny tendrombohitra Seïra, ka maminania ny hamelezana azy,