Ezekiel 35:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, avy hamely anao Aho, ry tendrombohitra Seìra! Hatsotrako aminao ny tanako ka hataoko foana sy lao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro Aho, ry tendrombohitra Seira, ho avy ao aminao, haninjitra ny tanako hamely anao, ary hampanjary anao ho lao sy efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Hirotsaka an-tsehatra hamely anao Aho, ry tendrombohitra Sehîra. Hanamparako ny heriko ianao, ka hataoko rava sy lao.
Malagasy Bible 1865
dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry tendrombohitra Seïra, ary hahinjitro aminao ny tanako, ka hataoko foana sy lao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, avy hamely anao Aho, ry tendrombohitra Seìra! Hatsotrako aminao ny tanako ka hataoko foana sy lao ianao.
malagasy
dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry tendrombohitra Seïra, ary hahinjitro aminao ny tanako, ka hataoko foana sy lao ianao.