Ezekiel 35:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanànanao dia hataoko korontam-bato, ary ianao dia ho lao; dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko rava ny tanànanao; ho tonga lao ianao; dia ho fantatrao fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko tonga korontam-bato ireo tanànanao, ry Edôma, ary ho lao ny taninao; ka amin’izay dia hoekenao fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny tanànanao hataoko korontam-bato, ary ianao ho lao; Ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanànanao dia hataoko korontam-bato, ary ianao dia ho lao; dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ny tanànanao hataoko korontam-bato, ary ianao ho lao; Ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.