Ezekiel 35:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao no lazain’NY TOMPO: Raha velona koa Aho, dia hataoko manjary ra ianao, ary ra no hanenjika anao; satria tsy nankahalainao ny ra, dia ra kosa no hanenjika anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia velona Aho; - teny marin’ny Tompo Iaveh: - Hataoko feno ra mandriaka ianao, ary ny ra hanenjika anao. Noho ianao tsy nankahala ny ra, dia hoenjehin’ny ra ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, velona Izaho Tompo ANDRIANANAHARY ka manao teny hentitra sy mianiana fa hampihosin-dra anao Aho satria fandatsahan-dra no setry hanjohy anao. Noho ianao tsy niahotra nandatsa-dra, dia fandatsahan-dra no setry hanjohy anao.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no lazain'i Jehovah: Raha velona koa Aho, dia hataoko manjary rà ianao, ary rà no hanenjika anao; Satria tsy nankahalainao ny rà, dia rà kosa no hanenjika anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao no lazain’NY TOMPO: Raha velona koa Aho, dia hataoko manjary ra ianao, ary ra no hanenjika anao; satria tsy nankahalainao ny ra, dia ra kosa no hanenjika anao.
malagasy
Dia izao no lazain'i Jehovah: Raha velona koa Aho, dia hataoko manjary rà ianao, ary rà no hanenjika anao; Satria tsy nankahalainao ny rà, dia rà kosa no hanenjika anao.