Ezekiel 35:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko foana sy lao ny tendrombohitra Seìra ary hofongorako izay rehetra mamakivaky ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tendrombohitra Seira hataoko lao sy zary efitra, ary ny mandroso sy miverina eo, hataoko, tsy misy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko rava sy lao ianao, ry tendrombohitr’i Sehîra ary haringako izay mandalo any.
Malagasy Bible 1865
Hataoko foana sy lao ny tendrombohitra Seïra, sady hataoko tsy misy intsony ny mandroso sy ny miverina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko foana sy lao ny tendrombohitra Seìra ary hofongorako izay rehetra mamakivaky ao.
malagasy
Hataoko foana sy lao ny tendrombohitra Seïra, sady hataoko tsy misy intsony ny mandroso sy ny miverina,