Ezekiel 35:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hofenoiko ny olony voavono ny tendrombohiny; eny, any amin’ny havoananao sy ny lohasahanao ary any amoron’ny lohasahan-driakanao rehetra no hiampatramparan’izay voatrabaky ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofenoiko ny maratra ho faty aminy ny tendrombohiny; eny amin’ny havoananao, sy eny amin’ny lohasaha aman-dohasahan-driakanao, dia ho lavo ny olona voavonon’ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofenoiko faty eny an-tendrombohitrao, ry Edôma, ary hiampatrampatra eny an-kavoananao sy eny an-dohasahanao sy eny amin’ny lalan-driakanao rehetra ireo maty an’ady.
Malagasy Bible 1865
Ary hofenoiko ny olony voavono ny tendrombohiny; Eny, ao amin'ny havoananao sy ny lohasahanao Ary amoron'ny lohasahan-driakanao rehetra no hiampatramparan'izay voatrabaky ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hofenoiko ny olony voavono ny tendrombohiny; eny, any amin’ny havoananao sy ny lohasahanao ary any amoron’ny lohasahan-driakanao rehetra no hiampatramparan’izay voatrabaky ny sabatra.
malagasy
Ary hofenoiko ny olony voavono ny tendrombohiny; Eny, ao amin'ny havoananao sy ny lohasahanao Ary amoron'ny lohasahan-driakanao rehetra no hiampatramparan'izay voatrabaky ny sabatra.