Ezekiel 35:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko rava mandrakizay ianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao, dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko lao mandrakizay ianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao; dia ho fantatrao fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko taniefitra mandrakizay ny taninao, ka tsy honenana intsony ny tanànanao. Amin’izay dia hoekenao fa Izaho no TOMPO.›
Malagasy Bible 1865
Hataoko rava mandrakizay ianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko rava mandrakizay ianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao, dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Hataoko rava mandrakizay ianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.