Ezekiel 36:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zanak’olona, maminania amin’ny tendrombohitry ny Israely ka lazao hoe: Ry tendrombohitry ny Israely, mihainoa ny tenin’NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, maminania amin’ny tendrombohitr’i Israely ka ataovy hoe: Ry tendrombohitr’i Israely, mihainoa ny tenin’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ianao, ry ilay taranak’olombelona, ijoroy ny maha- mpaminany anao ny amin’ireo tendrombohitr’i Israely. Asaovy henoiny ny teniko,
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zanak'olona, maminania amin'ny tendrombohitry ny Isiraely, ka ataovy hoe: Ry tendrombohitry ny Isiraely, mihainoa ny tenin'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zanak’olona*, maminania amin’ny tendrombohitry ny Israely ka lazao hoe: Ry tendrombohitry ny Israely, mihainoa ny tenin’NY TOMPO!
malagasy
[Ny hitahian'i Jehovah ny tanin'ny Isiraely] Ary ianao, ry zanak'olona, maminania amin'ny tendrombohitry ny Isiraely, ka ataovy hoe: Ry tendrombohitry ny Isiraely, mihainoa ny tenin'i Jehovah: