Ezekiel 36:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahamaro ny olona eny aminareo Aho, dia ny taranak’Israely rehetra; honenana ny tanàna ary haorina indray ny efa rava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohamaroiko ny olona eo aminareo, dia ny taranak’i Israely rehetra rehetra; ny tanàna, honenana; ary ny efa rava, haorina indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohamaroiko ny mponina manerana ny tanin’i Israely. Honenana indray ireo tanàna satria efa voaorina ny rava.
Malagasy Bible 1865
Ary hahamaro ny olona eny aminareo Aho, dia ny taranak'Isiraely rehetra rehetra, ary honenana ny tanàna, ka haorina indray ny efa rava;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahamaro ny olona eny aminareo Aho, dia ny taranak’Israely rehetra; honenana ny tanàna ary haorina indray ny efa rava.
malagasy
Ary hahamaro ny olona eny aminareo Aho, dia ny taranak'Isiraely rehetra rehetra, ary honenana ny tanàna, ka haorina indray ny efa rava;