Ezekiel 36:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nitenenany taminareo hoe: Ianao, ry tany, dia mandany olona sady mahalany fara ny firenenao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ny anaovany aminareo hoe: «Nandany olona ianao, sady nahalany fara ny firenenao:»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tany mandripaka olona hono ianao, ry Israely, ka mahalany fara ny firenenao.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nanaovany taminareo hoe: Hianao, ry tany, dia mandany olona, Sady mahalany fara ny firenenao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nitenenany taminareo hoe: Ianao, ry tany, dia mandany olona sady mahalany fara ny firenenao,
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nanaovany taminareo hoe: Hianao, ry tany, dia mandany olona, Sady mahalany fara ny firenenao,